Ny taolana, ny hozatra, ny ozatra,
 ary ny lalan-dra eo amin'ny tongotra na tanana
 dia miha-mitovy ny an'ny olona matotra.
 
Amin'ny herinandro 8 ny epiderme,
na oditra ivelany ,
 dia lasa membrane misy sosona maro,
 ary very ny ankebiazin'ny tsy fahitan-dokony.
 
Mitombo ny volomaso ary manomboka maniry 
ny volo manodidina ny vava.